AZA MITADY (Fredy Jaofera)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
AZA MITADY





Aza mitady fahasambarana
teo amin'izay toerana
nahitanao fijaliana
fa tsy mba hisy fitsaharana
sy mainka hanerana
'reo fitomaniana.





Fredy JAOFERA
--------
Lien:
653 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0119