BANJINO (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
BANJINOBanjino re ny Lanitra
rehefa miainam-panahiana
sy tsy azo izay tadiaviana ;
amin'Andriamanitra
no fangataham-panampiana
rehefa sarotra ny diavina.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
