BOKY IRAY (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
BOKY IRAY




Na inona na inona no voaray
hatramin'izao efa nahasoa
sy noraiketin'ny tantarany,
ny fiainantsika dia boky iray
tsy ho fantatra eto kokoa
raha tsy any amin'ny farany.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
440 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.012