DINGANA KELY (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
DINGANA KELYNy tiana haely
fa hafatra soa
sarobidy anio ka izory :
ny dingana kely
no tsara kokoa
noho ny tsy misy akory.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Ahy - Fahatsiarovana - Fiaraha-monina - Fananarana - Eritreritra mandalo - Fiainana - Aingam-panahy
