EFA HITA IZAO VE ? (Fredy Jaofera)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
EFA HITA IZAO VE ?




Efa hita izao ve
fa tsy mandeha
ny nokendrena
dia miebo tena ?



Efa hita izao ve
fa mitontona re
ny vokatra azo
dia io, topazo ?



Efa hita izao ve
fa tsy rehareha
ny fangalarana
dia tsy mifarana ?



Efa hita izao ve
fa mihena ange
ireo fanampiana
dia tia fifaliana ?




Fredy JAOFERA
--------
Lien:
376 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.012