ELOKO (Fredy Jaofera)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ELOKO





Rehefa mirotsaka toy ny orana
ny manahirana rehetra
dia Andriamanitra no eloko ;
Izy ihany no azoko anolorana
an'ilay toky tsy voafetra
ahitana ny tsiambarateloko.





Fredy JAOFERA
--------
Lien:
626 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0122