ERITRERITRA (Fredy Jaofera)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ERITRERITRA




Tsy, hoe, masiaka
fa tsy mandefitra
hamosahako izao ka atreho :
mijaly kokoa isika
amin'ny eritreritra
noho ny amin'ny zava-miseho.




Fredy JAOFERA
--------
Lien:
764 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0109