Etsy ange ! (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ETSY ANGE !Rehefa olona tsy tiana,
Na tsara aza,haratsina;
Fa rehefa olona lalaina,
Na ratsy aza,hatsaraina.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
fananarana - vazivazy
