Ampidiro aloha ny tenimiafina
FAHAGAGANA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
FAHAGAGANATonga endri-piainanao
ny fahagagana
rehefa zatra mivavaka ;
ny tontolo dia mihavao
feno hatsarana
sy mbola mandravaka.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
