You are here: home > Vetso

FAHANTRANA - Fredy Jaofera

Azo vakiana?




FAHANTRANA





Fahantrana
ny tsy tiana
sy lalàna
hijaliana.




Fahantrana
ny mizaka
ka rarana
sao vaka.




Fahantrana
ny taraina,
ny hiovana
no ilaina !




Fahantrana
ny tia tena
ka fafana
na fefena.




Fredy JAOFERA




Hametraka hevitra

Midira aloha