FAHARATSIANA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
FAHARATSIANABe ny fanahiana
rehefa mahalala
ny tsy valahara ;
ny faharatsiana
dia mankahala
ny olona tsara.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
