FAHARETANA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
FAHARETANANy faharetana
rehefa ela ny ela,
hitondra fahombiazana
raha nandrafetana
lahasa tsy navela
nahalalana famafazana.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Ahy - Fahatsiarovana - Fananarana - Fiaraha-monina - Eritreritra mandalo - Fiainana - Aingam-panahy
