FAHASAMBARANA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
FAHASAMBARANA




Ny fahasambarana
no ambony indrindra
amin'ny fahombiazana ;
izay re no fananarana
tsy dia fanindrahindra
fa azonao fafazana.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
469 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4981