FAHATOKIANA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
FAHATOKIANA Ny tsindriana
tsy indray mandeha
fa satry aza hiitatra :
ny fahatokiana,
azo isaky ny mitete
fa very amin'ny litatra.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Ahy - Fahatsiarovana - Fananarana - Fiaraha-monina - Eritreritra mandalo - Fiainana - Aingam-panahy
