FAHEFAM-PITIAVANA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
FAHEFAM-PITIAVANA





Rehefa ny fahefam-pitiavana
no handresy ny fitiavam-pahefana
dia hitanjozotra ny, hoe, fiadanana ;
isika rehetra, hahay hihavana,
ny rindra ho avy, mbola higagana,
fitahiana koa no hiaraha-manana.





Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
441 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fredy Jaofera
Nampiditra : 3004
Daty : 18/02/2023 23:58
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.017