You are here: home > Vetso

FAMELANA (2) - Fredy Jaofera

Azo vakiana?


FAMELANA





Ny famelana
no voninkazo
tsara indrindra
mifono famonjena,
tsy andrarana
raha te hahazo
ny tena rindra
mivatsy fandresena.




Fredy JAOFERA

Hametraka hevitra

Midira aloha