Ampidiro aloha ny tenimiafina
FAMPIASANA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
FAMPIASANANy fiainana dia fampiasana
izay zavatra nianarana
tany an-tsekoly na tsia
mba ho tonga ny hazavana,
ho soa ny fandaharana,
na rahoviana, matokia !
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
