FANALAHIDIN'NY FAHOMBIAZANA (Fredy Jaofera)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
FANALAHIDIN'NY FAHOMBIAZANA




Raha tsy irinao ny fahavoazana
fa satry ombieny ny hidera ny Lanitra
amin'ny ora rehetra mahasariaka,
ny fanalahidin'ny fahombiazana
dia ny fametrahana an'Andriamanitra
ho lohany eo amin'ny fiainantsika.




Fredy JAOFERA
--------
Lien:
451 1
Fans: zok_ratah
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0115