FANANAM-PIRENENA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
FANANAM-PIRENENA





Ny tenindrazana
dia fananam-pirenena
tokony hotandremana :
tsy mampisara-bazana
fa mampiray hibabena
ny anjara fahalemana.





Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
233 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fredy Jaofera
Nampiditra : 3004
Daty : 10/06/2022 08:06
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.014