FANAZAVANA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
FANAZAVANANy lonjony
dia azo ferana,
tsara hofafana ;
mampitony
ny hatezerana
ny fanazavana.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
