FANIRIANA (Fredy Jaofera)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
FANIRIANA




Fantaro, ry tsy foiko,
fa marina eto an-tany
sy faniriana fatratra :
ilay nofidin'ny foko
dia ianao irery ihany
tena ho eto an-tratra.


.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
503 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : Fredy Jaofera
Inséré par : 3004
Date : 02/04/2025 08:30
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0116