FANOMEZANA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
FANOMEZANA





Ny tena fanomezana
dia ny tsotra indrindra
tsy amin'ny Noely ihany
fa mandavantaona koa
no hafatra amehezana
izao lamina sy rindra
mahasambatra ny tany
ka aza hadinoina moa.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
1241 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.045