FANOMPOANA (Fredy Jaofera)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
FANOMPOANA





Tsy ananako hasasarana
ny fanompoako Anao,
ry Tompo be fitia ;
mbola fahasambarana
mitondra fiainam-bao,
mamiko ho doria.



Tsy mety iadiana hevitra
ny fanompoako Anao,
o ! Ry Ray tsitoha ;
asakasak'izay handefitra
fa tsarovy tsara izao :
Andry iray tsy roa !...





Fredy JAOFERA
--------
Lien:
1113 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0121