FIADANAKO (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
FIADANAKO Ray ô ! Asandratro mangina
ho any ombieny ny fiderana
raha itsanganako :
amin'ny androm-panahiana,
amin'ny androm-pisedrana,
Ianao no Fiadanako.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Eritreritra mandalo - Fiainana
