FIARAHANA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
FIARAHANA Ny tena mavana,
lavi-panaintainana
sy mitombina tokoa :
ny fitiavana
dia fiainana
iarahan'olon-droa.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
