FIRAISAN-KINA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
FIRAISAN-KINA





Ny fianakavina,
ladim-boatavo :
iray fototra ihany,
na maro sampanana ;
ny firaisan-kina
no tanjona avo
sy tsiron'ny tany
mitondra fiadanana.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
1460 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1176