FITANJAHANY (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
FITANJAHANY




Ny ainga mateti-piavy
no mandrindra
amin'ny ampahany ;
ny fitafian'ny vehivavy
tsara indrindra
dia ny fitanjahany.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
184 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0157