You are here: home > Vetso

FITOKISANA - Fredy Jaofera

Azo vakiana?





FITOKISANA





Ny fitokisana
dia sarotra azo
fa mora very ;
aza kikisana
sao re ny tazo
no haneritery.




Fredy JAOFERA