You are here: home > Vetso

FON-DRAY - Fredy Jaofera

Azo vakiana?

FON-DRAY





Fon-dray
no nahalehibe
sy nahay
nitsinjo ange.




Fon-dray
no soa nanefy
nanafay
ra' nihoa-pefy.




Fon-dray
no nitarainana
vao injay
fanaintainana !




Fon-dray
no nanjelatra,
toky iray
nampivelatra.




Fredy JAOFERA



Hametraka hevitra

Midira aloha