HAAVO (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
HAAVOTsy hahazo haavo isika
amin'ny fihoarana ny hafa
fa amin'ny fihoarana ny tena;
eritrereto ka aza mihika
sao ho voa vao tena hijafa
rehefa tojon'ny faharesena.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
