HADALANA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
HADALANAHadalana ny mankahala
ny raozy rehetrarehetra
raha nanindrona ny iray :
ny tsilo akory tsy hiala
fa ho eo tsy misy fetra
ka mahaiza re mandray.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Eritreritra mandalo - Aingam-panahy
