Ampidiro aloha ny tenimiafina
HAFA FOANA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
HAFA FOANAFantaro ny tena lalàna
marina sy tsy mety atakalo
raha te hivoatra na hihavao :
rehefa tsy tiana hovana
eto amin'ity fiainana mandalo,
tsy maintsy hafa foana ianao.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
