You are here: home > Vetso

HAFATRA MOANA - Fredy Jaofera

Azo vakiana?





HAFATRA MOANA




Ny ranomaso
dia hafatra moana
mitory fahoriana
ka kotsa ny maso
fa asesiny foana
ny fanaratsiana.




Fredy JAOFERA


Hametraka hevitra

Midira aloha