HAIZINA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
HAIZINANy hafatra iray
afa-mandavaka
ny lalan-kombana :
ny fiainana izay
tsy misy vavaka,
tsy misy hazavana.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
