HANDRESY (Fredy Jaofera)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
HANDRESY




Ny olona miaro
ny zavatra marina
dia handresy foana,
na aiza, fantaro,
sy tsy mba hivarina
fa mitaky fotoana.




Fredy JAOFERA
--------
Lien:
815 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0469