HANONOFY (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
HANONOFY





Raha afaka hanonofy
dia ho vitanao tokoa
ny fikasana maro,
na indraindray ny rofy
manadala eny moa
toa tsy hita miaro.





Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
32 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fredy Jaofera
Nampiditra : 3004
Daty : 19/10/2026 05:05
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0228