HASAROBIDY (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
HASAROBIDY Ny marina mijoala,
n'inona n'inona ny teniny,
hoy aho tsy am-pahalainana,
izay tsy mahalala
ny hasarobidin'ny ny reniny,
tsy mahalala ny an'ny fiainana.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
