You are here: home > Vetso

HATSARAN-TAREHY - Fredy Jaofera

Azo vakiana?





HATSARAN-TAREHY





Ny hatsaran-tarehy
dia toy ny renirano
misosa sy mandalo,
zava-tsy ho voafehy
rehefa, hoe, tazano
fa miova mampimalo.




Fredy JAOFERA


Hametraka hevitra

Midira aloha