HAVIA SY HAVANANA (Fredy Jaofera)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
HAVIA SY HAVANANA





Jereko havia,
jereko havanana
fa ianao no hitan'ny foko ;
izay no fitia
rako-piadanana
tsy mba natao hiova loko.




Fredy JAOFERA
--------
Lien:
671 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0116