HAZAVANA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
HAZAVANA Ny tsindriana
tsy hay fafana
sy tsy atao mosalahy :
ny hafaliana
dia hazavana
manazava ny fanahy.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
