HENOY NY FANAHY (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
HENOY NY FANAHY




Ny tena hery,
asehoy fa sahy,
na dia fanina aza ;
rehefa very,
henoy ny fanahy
fa izy no hilaza.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
152 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fredy Jaofera
Nampiditra : 3004
Daty : 14/09/2023 21:24
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0139