Ampidiro aloha ny tenimiafina
HERY (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
HERYNy lalam-piainana ifotorana
hipoiran'ny hazavana
tena azo iankinana :
rehefa misy fahamatorana
dia misy fahatsapana
fa hery ny fanginana.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
