HIPOITRA NY KINTANA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
HIPOITRA NY KINTANA





Etsy mipetraka
fa efa drodroky ny andro
ka avelao ny fintana
dia aza ketraka
fa efa mody masoandro
ka hipoitra ny kintana.





Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
298 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fredy Jaofera
Nampiditra : 3004
Daty : 25/01/2023 12:28
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0154