HISOKATRA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
HISOKATRA




Ny ahiahy aloha esory
fa rehefa nety ny natao
teny an-dalam-pamafazana,
tsy handondona akory
dia hisokatra ho anao
ny varavaram-pahombiazana.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
55 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fredy Jaofera
Nampiditra : 3004
Daty : 15/08/2024 11:22
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0945