HITSAHO (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
HITSAHOHitsaho ny vitsika iray
fa maro no tonga hamono
hamaly faty daholo ;
ny vatana no hamaivay,
tsy resaka na honohono,
mila ho manontolo !
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Tontolo iainana - fananarana - Fiaraha-monina - Eritreritra mandalo - fiainana - Aingam-panahy
