HOTSAROANA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
HOTSAROANA Raha te ho lavi-pahamaizinana
sy higoka haravoana,
n'aiza n'aiza mitoetra :
fanoloran-tena sy fahamarinana
no fototra hotsaroana
amin'ny fotoana rehetra.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Ahy - Fahatsiarovana - Fananarana - Fiaraha-monina - Eritreritra mandalo - Fiainana - Aingam-panahy
