HOY AHO (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
HOY AHO




Hoy aho samirery
eto am-pitoniana,
lavi-panaintainana :
ny vavaka mahery,
manala fanahiana
eo amin'ny fiainana.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
164 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.021