IADIO (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
IADIO





Iadio amin'ny fitiavana
ny herin'ny ratsy
dia handresy ianao ;
fiainam-pahasoavana
'zay atsy ho atsy
tsy hanan-draorao.





Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
648 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fredy Jaofera
Nampiditra : 3004
Daty : 17/12/2022 13:57
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0105