IHANY (Fredy Jaofera)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
.
IHANY




Ny misy eto an-tany
mbola marina sy to
fa tsy tsaho,
Andriamanitra ihany
no afaka hahafa-po
ny fanahinao.




Fredy JAOFERA
--------
Lien:
322 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0579