INDRAY MANDEHA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
INDRAY MANDEHAIndray mandeha ihany
no anananao ny reny
ka isaory tsy hita lany
Sy tiavo eto ombieny.
Indray mandeha ihany
no anananao ny ray
ka hajao fa itony tany
manaiky ny amin'izay.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
